plt-x-sihanaka_rev_text_reg/03/17.txt

1 line
462 B
Plaintext

\v 17 Fa ozy anareo hoe: "Manan-karena za, managna fitaovana betsaka, ka tsy mila na ino na ino." Saingy tsy fantatrareo fa anareo no tegna ory, mafiraigna, mahantra, jamba ary mibilaka. \v 18 Tainô ny torohevitro: Mividiana volamena vôdio tamin'ny afo amina mbô ho tonga mpanan-karena anareo, ary akanjo fotsy manjopika mbô ho afaka mampitafy ny tenanareo anareo ka tsy hampibôgna ny hegnatry ny fibilanareo, ary hagnosotra ny masonareo mbô hahiratanareo.