plt-x-sihanaka_rev_text_reg/03/14.txt

1 line
393 B
Plaintext

\v 14 "Soraty ho an'ny anjelin'ny fiangonana aigny Laodikia hoe: "Zao no tenin'ny Amena, le vavôlombelona matoky sy marina, le mpanapaka ny zava-boarin'Andriamanitra. \v 15 "Fantatro ze nataonareo, ary tsy mangatseka na mafana anareo. Magniry Za mbô ho mangatseka na mafana anareo! \v 16 Noho zany, satria anareo matimaty - sady tsy mafana nontsy mangatseka - de efa halôn'ny vavako anareo.