plt-x-sihanaka_rev_text_reg/03/07.txt

1 line
457 B
Plaintext

\v 7 Sorato ho an'ny anjelin'ny fiangonana aigny Filadelfia hoe: "Zao no tenin'le raika ze masina sy marina - izy no mitana ny fagnalahidin'i Davida, izy no mamôha ary tsisy na iza na iza magnidy, izy no magnidy ary tsisy na iza na iza afaka mamôha. \v 8 "Fantatro ze vitanareo. Indro, nametrahako varavaragna misokatra akeo agnolônareo ze tsy afaka hidin'iza na iza. Fantatro fa managna hery kely anareo, ka nankato ny teniko ary tsy nandà ny agnarako.