plt-x-sihanaka_rev_text_reg/03/03.txt

1 line
335 B
Plaintext

\v 3 Tadidivo, noho zany, ze noraisinareo sy regninareo. Ekeso zany, ary mibeba. Fa raha tsy mifoha anareo, de ho avy ôtran'ny mpangalatra Za, ary tsy ho fantatrareo ny ora hiaveko aminareo. \v 4 Fa misy agnaran'ôla vitsivitsy aigny Sardisy ze tsy nandoto ny akanjon-jareo. Hande hiaraka aminà zareo, mekanjo fotsy, satria mendrika.