plt-x-sihanaka_rev_text_reg/01/09.txt

1 line
565 B
Plaintext

\v 9 Za, Jaona - rahalanareo sy le raika ze nizara taminareo takao agnatin'ny fijalena sy fanjakana ary ny faharetana akao amin'i Jesosy Kristy - de takao amin'ny nosy atao hoe Patmo nohon'ny tenin'Andriamanitra sy ny fitsanganana vavolombelona ny momba an'i Jesosy. \v 10 Za de notaritin'ny Fanahy tamin'ny andron'ny Tompo. Naregny feo mafy salan'ny trompetra takeo afarako za. \v 11 Nagnano zany hoe: "Sorato akao amin'ny boky ze hitanao, ka alefaso aigny am'reo fiangonana fito - ho an'ny Efesosy, Smyrna, Pergamosy, Tyatira, Sardisy, Filadelfia, ary Laodikia."