plt-x-sihanaka_rev_text_reg/01/04.txt

1 line
552 B
Plaintext

\v 4 Jaona nankaigny am'reo fiangonana fito taigny Asia: Ho aminareo anie ny fahasoavana sy ny fiadanana avy am'le zao sy talô, ary ho avy, sy avy am'reo fanahy fito ze akeo agnatrehan'ny seza fendrianany, \v 5 ary avy am'i Jesosy Kristy, ze vavolombelona marina, Lahimatô amin'ny maty, ary leben'ny mpanjakan'ny tany. Ho an'le te antsikana sy nagnafaka antsikana tam'reo fahotantsika tamin'ny ràny- \v 6 Izy de nagnano antsika ho fanjakana, mpisorogna ho an'Andriamanitra sy Ray - ho Azy anie ny voninahitra sy ny fahefana landrakizay doria. Amena.