plt-x-sihanaka_rev_text_reg/01/01.txt

1 line
523 B
Plaintext

\v 1 Ity fagnambarana an'i Jesosy Kristy ze namen'Andriamanitra an'azy hampisehôna an'reo mpanompony ny ra tsy maintsy hitranga. Nampafantariny zany tamin'ny alalan'ny fandefasany ny anjeliny ho an'u Jaona mpanompony. \v 2 Jaona de nagnamarina ny momba ny tenin'Andriamanitra sy re fitsanganana vavolombelona momba an'i Jesosy Kristy sy reo ra daôly tazagny. \v 3 Sambatra ze mamaky amin'ny feo mafy, ary ze mihaino ny tenin'zany faminagnena zany, sy ze mitandrina ze vôsoratra akao aminy, satria efa ankeiky ny fotôna.