<<<<<<< HEAD \v 5 Ny ambin-reo maty de tsy velona mandra-patapitry ny arivo taona. Zany no fitsanganana vôlôny. \v 6 Sambatra ary masina ze ôla managna anjara amin'ny fitsanganana vôlôny! Eo agnatrehan-zany de tsy manankery ny fafetsena faroa. Zareo de ho mpisorogna an'Andriamanitra sy Kristy ary hanjaka miaraka amin'Azy mandritra ny arivo taona. ======= Ny ambin'reo maty de tsy velona mandra-patapitry ny arivo taona. Zany no fitsanganana vôlôny. Sambatra ary masina ze ôla managna anjara amin'ny fitsanganana vôlôny! Eo agnatrehan'zany de tsy managn-kery ny fafatesana faharôy. Zareo de ho mpisorona an'Andriamanitra sy Kristy ary hanjaka miaraka amin'Azy mandritran'ny arivo taona. >>>>>>> 31bd59cf0a51ed23891d6d6aa1ed958edcdee3ed