<<<<<<< HEAD \v 10 Avy teo le anjely fadimy nandraraka ny takao agnaty viliny tamin'ny seza fendrianan-le bibidia ary nandrakotra ny fanjakany ny haizigna. Nitsako ny lelany zareo non'ny fahoreny. \v 11 Nitaré ratsy an'le Andriamanitry ny lagnitra zareo non'ny fahoreny sy ny ratran-jareo, ary mbola nandà ny hibebaka am-ze vitan-jareo fôgna zareo. ======= \v 10 \v 11 Avekeo le anjely fadimy nandraraka ny takao am-bilény tamin'ny seza fendrianan'le bibide, ary nandrakotra ny fanjakany ny haizigna. Nitsako ny lelany zareo nohon'ny fahorena. Niteny ratsy le Andriamanitry ny lagnitra zareo nohon'ny fahorena sy ny ratran-jareo, ary mbôla nandà ny hibebaka am'ze vitan-jareo fôgna zareo. >>>>>>> 31bd59cf0a51ed23891d6d6aa1ed958edcdee3ed