\v 8 Nisy anjely hafa - ny anjely faharoa - nagnaraka nitare hoe: "Lavo, lavo Babylona lehibe, ze nandresy lahatra reo firenena daôly mbô hisotro ny divain'ny fitondran-tegna malotony."