\v 21 \v 22 Le raika ze mandresy, hatolotro an'azy ny zo hipetraka miaraka aminà akeo amin'ny seza fiandrianako, salan'ny nandreseko kô ka nipetrako niaraka tamin'ny Raiko takeo amin'ny seza fiandrianany. Ôka ze manan-tsofina hitaino ze lazain'ny Fanahy am'reo fiangonana.""