\v 10 Aza matatra ny am'ze efa hiaretanao. Indro! Ny devoly de hanipy ny sasagny aminareo aigny amin'ny tragnomaizigna mbô ho tsapaina anareo, ary hijaly mandritry ny folo andro anareo. Matokia mandra-pafaty, ka hameko anareo ny satro-boninahitry ny fiaignana. \v 11 Ze manan-tsofigna ôka izy hitaino ze lazain'ny Fanahy ho an'reo fiangonana. Le raika ze maharesy de tsy ho maratran'ny fafatesana faharoa.""