\v 6 Kanefa zao no ataonao: "Halanao ny ra vitan'ny Nikolaita, ze halako iany kô. \v 7 Ôka ze manan-tsofigna hitaina ze lazain'ny Fanahy ho an'reo fiangonana. Ho an'le raika ze naresy de ameko alalana hinana ny avy amin'ny kakazon'ny fiaignana, ze akao amin'ny paradisan'Andriamanitra.""