\v 7 \v 8 Rafa tapitra ny arivo taona , de hovahana akao amin'ny tragno maiziny satana. Hivôka izy mbô hamitaka ny firenena maro aigny amin'ny vazan-tany efatra - Goga sy Magoga - mbô hitondra an-jareo miaraka ho aigny amin'ny ady. Zareo de ho betsaka ôtran'ny fasiky ny ranomasina.