\v 18 Nihaika zareo raha vao nahita an'le satroky ny famaizany. Nitare zareo hoe: "Tanàna ino ma no ôtran'ny tanàna gedabe?" \v 19 Nanipy jofo taigny an-dôhany izy, ary nihaika mafy, nitomagny, sy nisaona, nagnano hoe: "Loza, loza ho an'le tanàna gedabe ze nisy an'reo daôly nagnana reo sambo an-dranomasina no lasana mpanan-karena avy amin'ny harenany. Fa takao agnatin'ny adiny raika de simba zany." \v 20 "Mifalia amin'azy, ry lagnitra, anareo mpino, apostoly, ary mpaminagny, fa Andriamanitra nitondra ny fitsaranareo tamin'azy!"