\v 6 Reo anjely fito ze nagnana reo trompetra fito de niomagna hitsoka izany. \v 7 Nitsoka ny trompetrany le anjely vôlôny, ary nisy havandra sy afo mifangaro rà. Natsipy taty an-tany zany mba ho may ny ampateon-zany, may ny ampatelon'ny kakazo, ary may avokô reo atra maitso. (Fagnamarihana: Ny sasagny am-reo dikan-teny talô de manala ny hoe: "mba ho may ny ampatelon-zany.")