\v 18 Ary ny ampatelon'reo ôla de matin'reo loza telo: ny afo, ny setroka, ary ny solifara ze nivôka tao am-bavan'jareo.\v 19 Fa ny herin'reo sovaly de avy tao amin'ny vavan'jareo sy tamin'ny rambon'jareo -fa ny rambon'jareo de ôtrany bibilava, ary nagnana lô ze afaka mandratra ôla zareo.