\v 1 Tarignan'zany de naita anjely efatra nitsangana takeo amin'ny zoro tany efatra za, nanotra mafy ny rivotra efatry ny tany, mba tsy hisy rivotra hitsoka amin'ny tany, amin'ny ranomasina, na hifanotra amin'ny kakazo daƓly. \v 2 Naita anjely hafa za niakatra avy any antsinanana, ze nagnana ny tombokasen'Andriamanitra velogna. Nikikika tamin'ny feo mafy tamin'reo anjely efatra ze naazo alalana hanimba ny tany sy ny ranomasina izy hoe: \v 3 "Aza sombagna ny tany, ny ranomasina, na reo kakazo mandra-panisintsika ny tombo-kase akeo amin'ny handrin'reo mpanompon'Andriamanitra."