\v 7 Ze mandresy de handova reo ra reo, ary Za no ho Andriamaniny, ary izy ho zanako. \v 8 Fa reo osa, tsy manam-pinona, maharikoriko, mpamono ôla, mpijangajanga, mpagnano ody, mpanompo sampy, sy mpandainga, de aigny amin'ny farihy mirehitr'afo solifara no toeran-jareo. Zany no fafatesana faharo."