\v 11 Ary natazagna seza fendrianana fotsy gedabe za sy le nipetraka takeo agnambony. Ny tany sy ny lagnitra de nilefa ny fagnatrehany, kanefa tsisy tôrana andianan-jareo. \v 12 Natazagna ny maty za - ny geda ary ny kely - nitsangana takeo agnolôn'ny seza fendrianana, ary navelatra - Ny Bokin'ny Fiaignana. Ny maty de notsaraina araka ze vôsoratra takao am'reo boky, araka reo asany.