\v 5 De nisy feo nivôka avy takao amin'ny seza fendrianana, nagnano hoe: "Derao Andriamanitsika, nareo daôly mpanompony, nareo ze matatra an'Azy, na ny tsy manan-danja na ny mahery."