\v 14 Ny vokatra ze tenao tamin'ny herinao daƓly de hiala aminao. Ny entanao lafo vidy sy reo namirapiratra de nanjavona, ary tsy ho hita tsony mandrakizay.