\v 11 Le bibi-dia ze misy, fa tsy misy am-zao fotôgna zao, mpanjaka favalo izy; kanefa raika am-reo mpanjaka fito izy, ary hankeigny amin'ny fasimbana.