\v 6 Naita za fa le vevavy de mamon'ny ràn'reo mpino sy ny ràn'reo maritiora ho an'i Jesosy. Rafa naita an'azy za, de tegna talanjona. \v 7 Fa le anjely nitare taminà hoe: "Magnino no talanjona enao? Ho azavaiko an'nao ny dikan-le vevavy sy le bibi-dia ze mitondra an'azy, le bibi-dia ze managna lô fito sy tandroka folo.