\v 20 Nanjavogna ny nosy daôly, ary tsy hita tsony reo tanety. \v 21 Nisy havandra vaventy, milanja eo amin'ny talenta raika eo, nidina avy aigny an-dagnitra ho amin'ôla. Nagnozona an'Andriamanitra zareo nohon'ny loza avy tamin'ny havandra satria tegna mafy lôtra zany loza zany.