\v 2 Lasa le anjely vôlôny ary nandraraka ny takao am-bilény tamin'ny tany; ratra ratsy sy marary no tonga tamin'ny ôla ze nanagna ny mariky ny bibide, reo ze nankalaza ny sariny.