\v 2 Natazagna ze nibôgna tamin'ny ranomasina fitaratra namperana tamin'ny afo za. Nitsangana takeo akaikin'ny ranomasina reo ze nandresy an'le bibi-dia sy ny sariny, sy ny isa maneho ny agnarany. Izy reo de nitàgna harpa nomen'Andriamanitra an'azy reo.