\v 1 Avekeo de natazagna famatarana hafa takeigny amin'ny lagnitra za, goavana sy mahagaga: Nisy anjely fito miaraka amin'ny loza fito, ze loza farany ndrindra, fa am'izy reo no hahatanteraka ny fatezeran'Andriamanitra.