\v 13 Nagnano fagagana betsaka sady gedabe izy. Nampidigna afo avy aigny an-dagnitra ho amin'ny tany teo agnolôn'ôla. \v 14 Tamin'ny alalan'ny famantarana de namena alalana agnano zany, namitaka an'reo ze monigna ambonin'ny tany zany. Nitare tam-jareo zany mba hagnambôtra sary ho voninahitry ny bibi-dia ze vôratran'ny sabatra nefa velona.