\c 12 \v 1 Famantaragna gedabe no tazagna taigny an'dagnitra: vevavy nitafy ny masoandro, ary ny volana takeo ambanin'ny tongony, ary satro-boninahitra vita tamin'ny kintana rombefolo no takeo amin'ny lôny. \v 2 Bevoka izy, ary nihaika mafy f'efa ho teraka, akao agnatin'ny fihetsen-jaza.