\v 19 Avekeo de nisokatra ny tempolin'Andriamanitra takaigny an-dagnitra ary hita ny fiaran'ny fanekeny akao agnatin'ny tempoliny. Nisy tsela-pazavana, kotroka sy kotrokorana, horohorontany ary havandra geda be takao.