\v 15 Avy akeo de nampaneno ny trompetrany ny anjely fafito, ary nisy feo mafy nitare tany an-dagnitra nagnano hoe: "Ho lasa fanjakan'ny Tompontsika sy ny Kristiny ny fanjakan-zao tontolo zao. Izy no hanjaka mandrakizay doria."