\v 1 Namena volotara mba ampesaina ôtran'ny tehina za. Nolazaina taminà hoe: "Mitsangàna ary refeso ny tempolin'Andriamanitra sy ny alitara, ary reo ze mivavaka akao. \v 2 Fa aza refesina ny kianja akeo avelan'ny tempoly, fa namena an'reo Jentilisa izany. Hagnitsaka ny tanàna masina mandritry ny rombefolo volana izy reo.