\v 18 Ary ny ampatelon-reo ôla de matin-reo loza telo: ny afo, ny setroka, ary ny solifara ze nivôka takao am-bavan-jareo. \v 19 Fa ny herin-reo sovaly de avy takao amin'ny vavan-jareo sy tamin'ny rambon-jareo, fa ny rambon-jareo de ôtrany bibilava, ary nagnana lô ze afaka mandratra ôla zareo.