\v 13 Nampaneno ny trompetrany le anjely faenina, ary naeno ny feo nivĂ´ka tamin'ny tandroky ny alitara volamegna ze efa nisy takeo agnatren'Andriamanitra za. \v 14 Ary nitare tam-le anjely faenina le feo magnano hoe: "Avilao reo anjely efatra ze mifatotra aigny am-le renirano leiben'ny Eofrata." \v 15Reo anjely efatra ze efa nomanigna tam-zany ora zany, zany andro zany, zany volana zany, ary zany taogna zany, de navela mba hamono ny ampatelon'ny olombelogna.