\v 5 Tsy nahazo alalagna ny hamono reo ôla reo zareo, fa hampijaly an'jareo mandritra ny dimy vôlana iany. Ny fanaintainan-jareo de ôtrany tsindron'ny maingoka rafa manaitr'ôla. \v 6Am-reo andro reo de hitsikaraka fafatesagna ny ôla, fa tsy haita. Hagniry ny ho faty mafy zareo, nefa hilefa an'jareo ny fafatesagna.