\v 13 Nijery za, ary naeno voro-mahery ze nagnidina takeigny apovĂ´n'ny lagnitra, nagnantso tamin'ny feo mafy hoe: "Loza, loza, loza, ho an'reo ze monigna eny amin'ny tany, nony feona trompetra sisa ze mbola ho tsofin-reo anjely telo."