\v 1 Rafa novahan-le Zanak'ondry ny tombo-kase fafito, de nisy fangignana takagny an-dagnitra takeo amin'ny antsasa-kora takeo. \v 2 Avy akeo de hitako reo anjely fito ze nitsangana takeo agnatrean'Andriamanitra, ary nomegna trompetra fito zareo.