\v 8 Soraty ho an'ny anjelin'ny fiangonana aigny Smyrna hoe: "Reto ny tenin'le raika ze vôlôny ary farany, le raika ze efa maty nefa velona ndre: \v 9 "Fantatro reo fahorenao sy ny fahantranao, nefa manan-karena anao. Fantatro ny fitinenan-dratsy ho an'reo ze milaza ny tegnany fa Jiosy, kanefa tsy zany izy. Synagogan'i Satana zareo.