\v 17 Rafa nahita an'Azy za, de lavo takeo amin'ny tongony salan'ôla maty. Nikitika anà tamin'ny tagnany ankavanana Izy ka nagnano hoe: "Aza matatra. Za no vôlôny zy farany, \v 18 ary le raika ze velona. Efa maty Za, fa indro, velona mandrakizay! Azy Za managna ny fangalahidin'ny fafatesana sy ny Fiainan-tsy hita.