auto save
This commit is contained in:
parent
78188b5908
commit
fde937f31d
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Tafaran'reo ra reo de naregny ze ôtran'ny feo mafin'ny vahôka betsaka takaigny an-dagnitra za nagnano hoe: Aleloia." Ny famojena, ny voninahitra, ary ny hery de an'Andriamanitra. Reo fitsarany de marina sy mahitsy, fa nitsara ny mpivaro-tegna leibe ze nagnaratsy ny tany tamin'ny fijangajangany izy. Namaly faty ny ràn'reo mpanompony, ze nalatsany izy."
|
||||
\v 1 \v 2 Tafaran'reo ra reo de naregny ze ôtran'ny feo mafin'ny vahôka betsaka takaigny an-dagnitra za nagnano hoe: Aleloia." Ny famojena, ny voninahitra, ary ny hery de an'Andriamanitra. Reo fitsarany de marina sy mahitsy, fa nitsara ny mpivaro-tegna leibe ze nagnaratsy ny tany tamin'ny fijangajangany izy. Namaly faty ny ràn'reo mpanompony, ze nalatsany izy."
|
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Nitare fagnindro izy reo hoe: "Aleloia! Ny setroka de miakatra avy aminy mandrakizay daria." Reo loholona efatra ambrôpolo sy reo ra-managn'aina efatra de nekoka ary nanompo an'Andriamanitra ze nipetra takeo amin'ny seza fendrianana. Ozy izy reo: "Amena, Aleloia!"
|
||||
\v 3 \v 4 Nitare fagnindro izy reo hoe: "Aleloia! Ny setroka de miakatra avy aminy mandrakizay daria." Reo loholona efatra ambrôpolo sy reo ra-managn'aina efatra de nekoka ary nanompo an'Andriamanitra ze nipetra takeo amin'ny seza fendrianana. Ozy izy reo: "Amena, Aleloia!"
|
Loading…
Reference in New Issue