diff --git a/01/19.txt b/01/19.txt index 35e2fd9..e62b4a3 100644 --- a/01/19.txt +++ b/01/19.txt @@ -1 +1 @@ -Noho zany soraty ze hitanao, ze am'zao fotôna zao, sy ze hitranga afaran'zao. Salan'ny zava-miafina momban'reo kintana fiti ze hitanao taigny an-tagnako an-kavanana, sy reo fanaovan-jiro volamena fito: "Ny kintana fito de reo anjelin'ny fiangonana fito, ary ny fanaovan-jiro fito de reo fiangonana fito." \ No newline at end of file +\v 19 \v 20 Noho zany soraty ze hitanao, ze am'zao fotôna zao, sy ze hitranga afaran'zao. Salan'ny zava-miafina momban'reo kintana fiti ze hitanao taigny an-tagnako an-kavanana, sy reo fanaovan-jiro volamena fito: "Ny kintana fito de reo anjelin'ny fiangonana fito, ary ny fanaovan-jiro fito de reo fiangonana fito." \ No newline at end of file diff --git a/03/01.txt b/03/01.txt index 3d36378..20ba50b 100644 --- a/03/01.txt +++ b/03/01.txt @@ -1 +1 @@ -Soratybho an'ny anjelin'ny fiangonana aigny Sardisy hoe: "Zao no tenin'le mitàna reo Fanahy fiton'Andriamanitra sy reo kintana fito. "Fantatro ze nataonao. Malaza ho velona anao, nefa anao maty. Mifoaza ary hatanjaho ze tavela, fa efa ho faty, satria tsy hitako tanteraka reo asanao akeo amason'Andriamanitro. \ No newline at end of file +\v 1 \v 2 Soratybho an'ny anjelin'ny fiangonana aigny Sardisy hoe: "Zao no tenin'le mitàna reo Fanahy fiton'Andriamanitra sy reo kintana fito. "Fantatro ze nataonao. Malaza ho velona anao, nefa anao maty. Mifoaza ary hatanjaho ze tavela, fa efa ho faty, satria tsy hitako tanteraka reo asanao akeo amason'Andriamanitro. \ No newline at end of file diff --git a/03/03.txt b/03/03.txt index bc8e644..ca8a106 100644 --- a/03/03.txt +++ b/03/03.txt @@ -1 +1 @@ -Tadidivo, noho zany, ze noraisinareo sy regninareo. Ekeso zany, ary mibeba. Fa raha tsy mifoha anareo, de ho avy ôtran'ny mpangalatra Za, ary tsy ho fantatrareo ny ora hiaveko aminareo. Fa misy agnaran'ôla vitsivitsy aigny Sardisy ze tsy nandoto ny akanjon-jareo. Hande hiaraka aminà zareo, mekanjo fotsy, satria mendrika. \ No newline at end of file +\v 3 \v 4 Tadidivo, noho zany, ze noraisinareo sy regninareo. Ekeso zany, ary mibeba. Fa raha tsy mifoha anareo, de ho avy ôtran'ny mpangalatra Za, ary tsy ho fantatrareo ny ora hiaveko aminareo. Fa misy agnaran'ôla vitsivitsy aigny Sardisy ze tsy nandoto ny akanjon-jareo. Hande hiaraka aminà zareo, mekanjo fotsy, satria mendrika. \ No newline at end of file diff --git a/03/05.txt b/03/05.txt new file mode 100644 index 0000000..4307d84 --- /dev/null +++ b/03/05.txt @@ -0,0 +1 @@ +Le raika ze mandresy ee ho ampekanjona fotsy, ary tsy hamafa ny agnarany akao amin'ny Bokin'ny Fiainana mitsy Za, ary hilaza ny agnarany akeo agnatrehan'ny Raiko, sy akeo agnatrehan'reo anjeliny \ No newline at end of file