auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-06-03 10:03:05 +03:00 committed by root
parent eb167b402e
commit fab4a6cf09
1 changed files with 1 additions and 0 deletions

1
02/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 \v 2 Sorato ho an'ny anjelin'ny fiangonana akao Efesosy hoe: "Reto ny teny avy am'le raika ze mitana reo kintana fito amin'ny tagnan-kavanany ary mande akeo am'reo fagnanôvan-jiro volamena fito, "Fantatro ze efa vitanao sy ny asa mafinao ary ny fiaretanao ela. Fantatro fa tsy afaka handefitra amin'ny ôlon-dratsy anao. Fantatro fa notsapainao reo ze milaza an'jareo ho apostoly, nefa tsy zany izy, ary hitanao zareo fa sandoka.