diff --git a/12/07.txt b/12/07.txt index 43fa187..531a34c 100644 --- a/12/07.txt +++ b/12/07.txt @@ -1 +1 @@ -Ary nisy ady taigny an-dagnitra. Mikaela sy reo anjeliny de niady tam'le dragona; ary le dragona sy ny anjeliny de namaly ny ady. Fa tsy de natanjaka le dragona ka tsy naresy. Ka tsisy tôrana ho an'azy sy reo anjeliny tsony taigny an-dagnitra. Le dragona gedabe - ze menaragna talô nantsovina hoe devoly na Satana, le namitaka an'zao tontolo zao - de natsipy taigny ambon \ No newline at end of file +Ary nisy ady taigny an-dagnitra. Mikaela sy reo anjeliny de niady tam'le dragona; ary le dragona sy ny anjeliny de namaly ny ady. Fa tsy de natanjaka le dragona ka tsy naresy. Ka tsisy tôrana ho an'azy sy reo anjeliny tsony taigny an-dagnitra. Le dragona gedabe - ze menaragna talô nantsovina hoe devoly na Satana, le namitaka an'zao tontolo zao - de natsipy taigny ambonin'ny tany \ No newline at end of file