auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-03-27 07:18:20 +08:00 committed by root
parent 4c67efdce6
commit f564b109d3
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 1 Nampagneno ny trompetrany ny anjely fadimy. Naita kintana avy akeiny an-danitra za ze potraka taty amin'ny tany. Le kintana no namegna ny fanalaidin'le lavaka tsy hita noanoa. \v 2Nosokafany le lavaka tsy hita noanoa, ary niakatra ny setroka nivôka avy takao amin'le lavaka ôtrany setroka avy amin'ny laforo ngeza. Nivadika maloka ny masoandro sy ny rivotra nony setroka nivôka tao an-davaka.
\v 1 Nampagneno ny trompetrany ny anjely fadimy. Naita kintana avy akeigny an-dagnitra za ze potraka taty amin'ny tany. Le kintana no namegna ny fagnalaidin-le lavaka tsy hita noanoa. \v 2Nosokafany le lavaka tsy hita noanoa, ary niakatra ny setroka nivôka avy takao amin'le lavaka ôtrany setroka avy amin'ny laforo ngeza. Nivadika maloka ny masoandro sy ny rivotra nony setroka nivôka tao an-davaka.