auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-03-25 19:35:52 +03:00 committed by root
parent 0934cccfc3
commit f2cd4bd5a6
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Natazagna anjely hafa nagnembana an'ambo za, ze nanagna ny hafatra mandrakizain'ny vaovao mafaly lazaina am'reo ze miaigna ambonin'ny tany, amin'ny firenena, foko, fiteny, ary ny ôla daôly. Nagnantso tamin'ny feo mahery izy hoe:
Natazagna anjely hafa nagnembana an'ambo za, ze nanagna ny hafatra mandrakizain'ny vaovao mafaly lazaina am'reo ze miaigna ambonin'ny tany, amin'ny firenena, foko, fiteny, ary ny ôla daôly. Nagnantso tamin'ny feo mahery izy hoe: "Matahôra an'Andriamanitra ary magnomeza voninahitra an'Azy. Fa tonga ny oran'ny fitsarany. Mivavaha amin'Azy, ny raika ze magnano ny lagnitra, ny tany, ny ranomasina, ary ny loharano."

1
14/08.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Nisy anjely hafa - ny anjely faharoa - nagnaraka nitare hoe: "Lavo, lavo Babylona