auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-03-27 07:23:20 +08:00 committed by root
parent b6f6527dfc
commit f1c34effe7
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 10 Nagnana rambo nisy fantsindromagna ôtrany maigoka zareo; akao amin'ny rambon'jareo no misy ny hery hanimba ny ôla mandritra ny dimy vôlana. \v 11Nagnana mpanjaka zareo de le anjelin'le lavaka tsy hita noanoa. Ny agnarany tamin'ny teny Hebreo de Abadona, ary ny agnarany tamin'ny teny Grika de i Apolyona. \v 12 Lasa ny loza vôlôgny. Tamy! arignan'zao de mbôla hisy loza roa ho avy.
\v 10 Nagnana rambo nisy fantsindromagna ôtrany maigoka zareo; akao amin'ny rambon-jareo no misy ny hery hanimba ny ôla mandritra ny dimy vôlana. \v 11Nagnana mpanjaka zareo de le anjelin-le lavaka tsy hita noanoa. Ny agnarany tamin'ny teny Hebreo de Abadona, ary ny agnarany tamin'ny teny Grika de i Apolyona. \v 12 Lasa ny loza vôlôgny. Indro! afaran'zao de mbôla hisy loza roa ho avy.