From ecd13b425cfecd18a719960e2aeb4cb757b5177b Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: tsDesktop Date: Sat, 6 Jun 2020 15:45:50 +0300 Subject: [PATCH] Sat Jun 06 2020 15:45:50 GMT+0300 (E. Africa Standard Time) --- 16/08.txt | 6 +----- 16/15.txt | 6 +----- 16/17.txt | 6 +----- 16/20.txt | 6 +----- 4 files changed, 4 insertions(+), 20 deletions(-) diff --git a/16/08.txt b/16/08.txt index 929f8ba..8352ed3 100644 --- a/16/08.txt +++ b/16/08.txt @@ -1,5 +1 @@ -<<<<<<< HEAD -\v 8 Le anjely faefatra nandraraka ny takao agnaty viliny tamin'ny masoandro, ary nahazo alalana handoro ny ôla amin'ny afo 'zany. \v 9 Main-le hafagnana be 'zareo, ary nitaré ratsy ny agnaran'Andriamanitra, ze managna ny fahefana am-regny loza regny. Tsy nibebaka zareo na nagnome voninahitra an'Azy. -======= -\v 8 \v 9 Le anjely faefatra nandraraka ny takao am-bilény tamin'ny masoandro, ary nahazo alalana handoro ny ôla amin'ny afo zany. Main'le hafanana be zareo, ary niteny ratsy ny agnaran'Andriamanitra, ze managna ny faefana am'regny loza regny. Tsy nibebaka zareo na nagnome voninatra an'Azy. ->>>>>>> 31bd59cf0a51ed23891d6d6aa1ed958edcdee3ed +\v 8 \v 9 Le anjely faefatra nandraraka ny takao am-bilény tamin'ny masoandro, ary nahazo alalana handoro ny ôla amin'ny afo zany. Main'le hafanana be zareo, ary niteny ratsy ny agnaran'Andriamanitra, ze managna ny faefana am'regny loza regny. Tsy nibebaka zareo na nagnome voninatra an'Azy. \ No newline at end of file diff --git a/16/15.txt b/16/15.txt index aa21eee..76dcbed 100644 --- a/16/15.txt +++ b/16/15.txt @@ -1,5 +1 @@ -<<<<<<< HEAD -\v 15 ("Indro! Avy salan'ny mpangalatra Za! Sambatra ze miambina, miaro reo fitafiny mba tsy hivôka miboridagna izy ary tazan-jareo ny famegnarany.") \v 16 Nentin-jareo niaraka taigny amin'ny tôrana ze antsovina hoe Hara-magedona amin'ny Hebreo zareo. -======= -\v 15 \v 16 ("Indro! Avy salan'ny mpangalatra Za! Sambatra ze miambina, miaro reo fitafeny mbô tsy hivôka miboridana izy ary hitan-jareo ny famenarany.") Nentin-jareo niaraka taigny amin'ny tôrana ze antsôvina hoe Hara-magedona amin'ny Hebreo zareo. ->>>>>>> 31bd59cf0a51ed23891d6d6aa1ed958edcdee3ed +\v 15 \v 16 ("Indro! Avy salan'ny mpangalatra Za! Sambatra ze miambina, miaro reo fitafeny mbô tsy hivôka miboridana izy ary hitan-jareo ny famenarany.") Nentin-jareo niaraka taigny amin'ny tôrana ze antsôvina hoe Hara-magedona amin'ny Hebreo zareo. \ No newline at end of file diff --git a/16/17.txt b/16/17.txt index c430a5c..ec02386 100644 --- a/16/17.txt +++ b/16/17.txt @@ -1,5 +1 @@ -<<<<<<< HEAD -\v 17 Avekeo le anjely fafito nandraraka ny takao agnaty viliny tamin'ny rivotra. Ary nisy feo mafy nivôka avy takao amin'ny tempoly sy avy tamin'ny seza fendrianana magnano hoe : "Vita izany!" \v 18 Nisy tselatra sy setroka, kotro-baratra, ary horohoron-tany mafy - horohoron-tany gedabe non'ny ze efa hatram-ze nisian'ôla taketo an-tany, ka de mafy zany horohoron-tany zany. \v 19 Vaky nizara telo le tagnàna gedabe, ary rava ny tagnanan-reo firenena. Avy takeo Andriamanitra nagnantso mba hatsiaro an'i Babylona leibe, ary nameny 'zany tagnàna zany ny kapôka feno dovay vita avy amin'ny firefotry ny fasoseny. -======= -\v 17 \v 18 \v 19 Avy akeo le anjely fafito nandraraka ny takao am-bilény tamin'ny rivotra. Ary nisy feo mafy nivôka avy takao an-tempoly sy avy tamin'ny seza fendrianana, nagnano hoe: "Vita zany!" Nisy tselatra, kotroka, kotro-baratra, ary horohoron-tany mafy - horohoron-tany gedabe noho ze efa nitranga hatram'ze nisian'ôla taketo an-tany, ka de mafy zany horohoron-tany zany. Vaky ho fizarana telo le tanàna gedabe, ary rava ny tanànan'reo firenena. Avy akeo Andriamanitra nagnantso mbô hatadidy an'i Babylona lehibe, ary nameny an'zany tanàna zany ny kaôka feno divay vita avy amin'ny firehetan'ny fasoseny. ->>>>>>> 31bd59cf0a51ed23891d6d6aa1ed958edcdee3ed +\v 17 \v 18 \v 19 Avy akeo le anjely fafito nandraraka ny takao am-bilény tamin'ny rivotra. Ary nisy feo mafy nivôka avy takao an-tempoly sy avy tamin'ny seza fendrianana, nagnano hoe: "Vita zany!" Nisy tselatra, kotroka, kotro-baratra, ary horohoron-tany mafy - horohoron-tany gedabe noho ze efa nitranga hatram'ze nisian'ôla taketo an-tany, ka de mafy zany horohoron-tany zany. Vaky ho fizarana telo le tanàna gedabe, ary rava ny tanànan'reo firenena. Avy akeo Andriamanitra nagnantso mbô hatadidy an'i Babylona lehibe, ary nameny an'zany tanàna zany ny kaôka feno divay vita avy amin'ny firehetan'ny fasoseny. \ No newline at end of file diff --git a/16/20.txt b/16/20.txt index 4a62f7d..4c0930a 100644 --- a/16/20.txt +++ b/16/20.txt @@ -1,5 +1 @@ -<<<<<<< HEAD -\v 20 Nanjavona ny Nosy daôly, ary tsy tazagna sy fôgna reo tendrombohitra. \v 21 Nisy havandra maro-geda, milanja teo amin'ny talenta raika teo, nidigna avy taigny an-dagnitra ho am'ôla. Nanozogna an'Andriamanitra zareo non'ny loza avy tamin'ny havandra satria tegna mafy lôtra zany loza zany. -======= -Nanjavogna ny nosy daôly, ary tsy hita tsony reo tanety. Nisy havandra vaventy, milanja eo amin'ny talenta raika eo, nidina avy aigny an-dagnitra ho amin'ôla. Nagnozona an'Andriamanitra zareo nohon'ny loza avy tamin'ny havandra satria tegna mafy lôtra zany loza zany. ->>>>>>> 31bd59cf0a51ed23891d6d6aa1ed958edcdee3ed +\v 20 \v 21 Nanjavogna ny nosy daôly, ary tsy hita tsony reo tanety. Nisy havandra vaventy, milanja eo amin'ny talenta raika eo, nidina avy aigny an-dagnitra ho amin'ôla. Nagnozona an'Andriamanitra zareo nohon'ny loza avy tamin'ny havandra satria tegna mafy lôtra zany loza zany. \ No newline at end of file