@ -0,0 +1 @@
Naregny feo mafy nagnantso avy takao an-tempoly za ary nitare tam'reo anjely fito hoe: "Mandiana ary ararafo amin'ny tany reo vilé fito feno ny fasosen'Andriamanitra."