auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-01-22 12:52:39 +08:00 committed by root
parent 4f349c699f
commit ec42683d75
2 changed files with 2 additions and 2 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Avy teo le anjely fafito nandraraka ny tao agnaty vilény tamin'ny rivotra. Ary nisy feo mafy nivôka avy tao amin'ny tempoly sy avy tamin'ny seza fiandrianana magnano hoe : "Vita 'zany!" Nisy tselatra sy setroka, kotro-baratra, ary horohoron-tany mafy - horohoron-tany gedabe nohon'ny ze efa hatramin'zay nisian'ôla teto an-tany, ka de mafy zany horohoron-tany zany. Vaky nizara telo le tanàna gedabe, ary rava ny tananan'reo firenena. Avy teo Andriamanitra nagnantso mbô ahatsiaro an'i Babylona leibe, ary nameny 'zany tanàna zany ny kapôka feno divay vita avy amin'ny firefotry ny fasoseny.
\v 17 \v 18 \v 19 Avy teo le anjely fafito nandraraka ny tao agnaty vilény tamin'ny rivotra. Ary nisy feo mafy nivôka avy tao amin'ny tempoly sy avy tamin'ny seza fiandrianana magnano hoe : "Vita 'zany!" Nisy tselatra sy setroka, kotro-baratra, ary horohoron-tany mafy - horohoron-tany gedabe nohon'ny ze efa hatramin'zay nisian'ôla teto an-tany, ka de mafy zany horohoron-tany zany. Vaky nizara telo le tanàna gedabe, ary rava ny tananan'reo firenena. Avy teo Andriamanitra nagnantso mbô ahatsiaro an'i Babylona leibe, ary nameny 'zany tanàna zany ny kapôka feno divay vita avy amin'ny firefotry ny fasoseny.

View File

@ -1 +1 @@
Nanjavona ny Nosy daôly, ary tsy tazagna sy fôgna reo tendrombohitra. Nisy havandra marigeda, milanja teo amin'ny talenta raika teo, nidigna avy taigny an-dagnitra ho amin'ôla. Nagnozogna an'Andriamanitra zareo nohon'ny loza avy tamin'ny havandra satria tegna mafy lôtra zany loza zany.
\v 20 \v 21 Nanjavona ny Nosy daôly, ary tsy tazagna sy fôgna reo tendrombohitra. Nisy havandra marigeda, milanja teo amin'ny talenta raika teo, nidigna avy taigny an-dagnitra ho amin'ôla. Nagnozogna an'Andriamanitra zareo nohon'ny loza avy tamin'ny havandra satria tegna mafy lôtra zany loza zany.